| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 isa fa tsy roa | 
| Singan-teny | 2isa, 3fa, 4tsy, 5roa | 
| Sokajin-teny | 6 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
7 tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
8 incomparable, unique, sans égal [1.3] 9 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733]  | 
| Tsipelina hafa | 10isafatsiroa, safatsiroa | 
| Tovy hevitra | 11tsy manam-paharoa | 
| Fivaditsoratra | 12 isafatsiroa, 13 isa fa tsy roa | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |